Joomfish System Plugin not enabled
Flm67ha
...Ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra
(Efesiana. 2:20)


site en cours de construction
Fanolorana help
Previous month Previous day Next day Next month
See by year See by month See by week See Today Search Jump to month
Hetsika ataon'ny mpianatra Pastora ao amin'ny SALT
Saturday, 20 April 2013, 08:00 - 19:00
Hits : 584

Ny asabotsy 20 Aprily ho avy izao dia hanao hetsika ireo Pastora hahavita fianarany hahazo diploma Maitrise ka ny tapany maraina dia hisy ny famelaberan-kevitra, ny antoandro amin'ny 12 ora hisy ny fiaraha-misakafo ao amin'ny Betesda Toby Ambohibao ka ny fandraisana anjara dia 20.000 Ar ka ny tapakila dia ao amin'ny Toby 238, ny tolakandro hisy ny antsan-kira izay handraisan'ireto antokompihira ireto anjara : Trompetra Fanantenana, Maintimolaly FLM 67 Ha, Choeurs d'hommes ANDRY, antokompihira faritra-1 ary antokompihira faritra-7.

Back


Akon'ny Fanatenana Akon'ny Fanatenana Fandaharana atolotry ny FLM Toby Fanantenana 67 ha ho antsika isaky ny alakamisy amin'ny 06 sy sasany hariva ao amin'ny Radio Teny Fiainana ...
Jacques Drogu replica watches exquisite skills to inspire commendable emotions, the interpretation of amazing spectacle, but also reflects the uk replica watches appearance of the phenomenon of the replica watches uk mysterious celestial watchmaking objective, revealing the human wish to give meaning to life - and this is precisely the origin of the time division. With a diameter of 43mm and a power reserve of about 68 hours, this watch captures the true meaning of time as the swiss replica watches eyeballs reveal the moonshifting.