Alarobia 15-05-13: "Ny hevitry ny teny hoe: miteny ratsy ny Fanahy Masina (Mat 12:31-32)", manomboka amin'ny 6 ora hariva, ny mpitarika FBL, antokompihira Maintimolaly, hitondra ny tenin'Andriamanitra Pastora Dr Péri RASOLONDRAIBE.
Akon'ny Fanatenana
Fandaharana atolotry ny FLM Toby Fanantenana 67 ha ho antsika isaky ny alakamisy amin'ny 06 sy sasany hariva ao amin'ny Radio Teny Fiainana ...
Tenin'Andriamanitra isan'andro
« Nahoana no ato amin'ny maty no itadiavanareo ny velona. » (Lioka 24:5)
Jer 29 .11
Fandaharam-potoana (Tsindrio ny andro tianao ho fantarina)