Talata 14-05-13: " NY asan'ny Fanahy Masina mampiray ny mino ao amin'ny i Kristy (I kor 12:7-13)" manomboka amin'ny 6 ora hariva : ny mpitarika dia ny F13, ny antokompihira AMF7, ny hitondra ny tenin'Andriamanitra Raiamandreny Pastora ANDRIANARIJAONA Germain
Akon'ny Fanatenana
Fandaharana atolotry ny FLM Toby Fanantenana 67 ha ho antsika isaky ny alakamisy amin'ny 06 sy sasany hariva ao amin'ny Radio Teny Fiainana ...
Tenin'Andriamanitra isan'andro
« Nahoana no ato amin'ny maty no itadiavanareo ny velona. » (Lioka 24:5)
Jer 29 .11
Fandaharam-potoana (Tsindrio ny andro tianao ho fantarina)