Alatsinainy 13-05-13: "Ny Fanahy Masina mampifaly ao amin'ny fahoiana.(Rom 5:1-5)" manomboka amin'ny 6 ora hariva : ny mpitarika dia ny F1, ny antokompihira AMF8 LM, ny hitondra ny tenin'Andriamanitra Raiamandreny Pastora RAKOTOZAFY Denis
Akon'ny Fanatenana
Fandaharana atolotry ny FLM Toby Fanantenana 67 ha ho antsika isaky ny alakamisy amin'ny 06 sy sasany hariva ao amin'ny Radio Teny Fiainana ...
Tenin'Andriamanitra isan'andro
« Nahoana no ato amin'ny maty no itadiavanareo ny velona. » (Lioka 24:5)
Jer 29 .11
Fandaharam-potoana (Tsindrio ny andro tianao ho fantarina)