Fampianarana Soratra Masina |
|
|
From Wednesday, 13 March 2013 - 18:00 To Wednesday, 20 March 2013 - 19:00
| Hits : 2642 |
|
Mitohy ny fampianarana Soratra Masina mikasika ny lalam-panavaozana ka miditra amin'ny herinandro faha-5 isika izao. Ny fampianarana Soratra Masina faha-5 mikasika ny "Lalàm-panavaozana manafaka amin'ny herin'ny fahafatesana (Galatiana 2:20)" no hoentin'ny Raiamandreny Pastora RAHARIMANANA Eugène manomboka amin'ny 6 ora hariva. |
Back
|