Fampianarana Soratra Masina mikasika " Ny fahafoizana ho an'ny asan'Andriamanitra" ka ny hodinihina amin"izany dia ny hoe:" Ny teolojia ny fahafoizana" izay ho entin'ny Pastora Rakotozafy Denis amin'ny 6 ora hariva
Akon'ny Fanatenana
Fandaharana atolotry ny FLM Toby Fanantenana 67 ha ho antsika isaky ny alakamisy amin'ny 06 sy sasany hariva ao amin'ny Radio Teny Fiainana ...
Tenin'Andriamanitra isan'andro
« Nahoana no ato amin'ny maty no itadiavanareo ny velona. » (Lioka 24:5)
Jer 29 .11
Fandaharam-potoana (Tsindrio ny andro tianao ho fantarina)